voalahatrao hoe mba hizorako
ka na sarotra aza ekeko re
satria efa io no voatendry mba hizorako
nefa Ray ô mba tsinjovy eny andalana
mba tsinjovy (aza ilaozana) fa sarotra ny dia
ka rehefa tapitra ny lalako
vohay ny vavahady hidirako
ny kapoakako iny izay natolotrao
hitondrana mahasoa voalahatrao
na mangidy aza ekeko re
satria efa io no anjara voatendrinao